Mibebaha (Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mibebaha
Isika rehetra izao natao hifanavotse
Mba ho tafita e amin'ity fiainana
Tsy natao hifamono fa natao mba hifankatea
Mba ho tanteraka e 'ty soratra Masina

Ref : Lalan-tokana no hizorantsika
Any amin'ny lapan'ny lanitra
Tsy mba roa na telo fa tokana
Ôô Mibebaha isika fa akaiky ny farany e

Fitiavana, fifankatiavana
No andeha hampanjakaina andeha hampamaharana
K'izay mifankahala dia hampahafantarina
Fa tsy ho tafiditra ao amin'ny lapan'ny lanitra

Ref

Areo longoko ô, areo havaka aby
Mitandrema re f'efa akaiky ny farany e
        Eeeeeee

                Ref

Ho avy ny Tomponao e
Hitsara anao 'zay mbô tsy mino io ô
Na ny nagnano ny tsara
Na ny nagnano ny raty eee
Ho avy ny Tomponao eeee
Ho avy ny Tomponao



A.C: Lydah's
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano Fianarantsoa
Hits : 98
Likes : 0 Like
Created by : YAVD
Date : 31/10/2025 05:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689