Mibebaha (Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mibebaha
1. Isika rehetra izao natao hifanavotse
Mba ho tafita e amin'ity gkgfya fiainana
Tsy natao hifamono fa natao mba hifankatea
Mba vfcnsu ho tanteraka e 'ty soratra Masina
Ref : Lalan-tokana no hizorantsika
Any amin'ny lapan'ny lanitra
Tsy mba roa na telo fa tokana
Ôô Mibebaha isika fa akaiky ny farany e
2. Fitiavana, fifankatiavana
No andeha hampanjakaina andeha hampamaharana
K'izay mifankahala dia hampahafantarina
Fa tsy ho tafiditra ao amin'ny lapan'ny lanitra
Ref
Anareo longoko ô, anareo tononkira.serasera.org havaka aby
Mitandrema re f'efa akaiky ny farany e
Eeeeeee
Ref
Ho avy ny Tomponao e
Hitsara anao 'zay mbô tsy mino io ô
Na xccenyrf ny nagnano ny tsara
Na ny nagnano ny raty eee
Ho avy ny Tomponao eeee
Ho avy ny Tomponao
A.C: Lydah's

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanantenana JPII Ampahidrano FianarantsoaVisites : 253
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : YAVD
Date : 31/10/2025 05:41