Inona ny soa azon'olona (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ny soa azon'olona raha mahazo zao tontolo izao izy nefa nygcgm very anie very ny fanahiny
1- Ny fananam-bola sy ny harena tsy tononkira.serasera.org mitondra mankaiza
Fa mampirehareha ary ghel koa mampiavona
Raha azonao ny laza, azonao ny dera eto ambonin'ny tany
Fa ny fanahy tsy hiditra any andanitra akory
2- Izay tena tia mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany
Mifankatiava f'izany no didy vaovao
Fa raha manampy ny mahantra ianao ary koa ny pdeko madinika
Dia izaho no anaovanao izany hoy Jesoa
3- Raha misy te hanaraka ahy aoka izy handà ny tenany
Sy hitondra ny hazo fijaliany
F'izay te hamonjy ny ainy no hahahery azy
Ary izay ahafoy azy noho ny amiko no ahazo azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'ny Fanahy MasinaHits : 379
Likes : 0 Like
Created by : Scia
Date : 23/05/2025 22:55