Inona ny soa azon'olona (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ny soa azon'olona raha mahazo zao tontolo izao izy nefa very anie very ny fanahiny
1- Ny fananam-bola sy ny harena tsy mitondra mankaiza
Fa mampirehareha ary koa mampiavona
Raha azonao ny laza, azonao ny dera eto ambonin'ny tany
Fa ny fanahy tsy hiditra any andanitra akory
2- Izay tena tia urcas mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany
Mifankatiava f'izany no didy vaovao
Fa raha manampy ny mahantra ianao ary koa ny madinika
Dia izaho no anaovanao izany hoy Jesoa
3- tononkira.serasera.org Raha misy te hanaraka ahy aoka izy handà ny tenany
Sy hitondra ny hazo guuvcyt fijaliany
F'izay te hamonjy xwfgnt ny ainy no hahahery azy
Ary izay ahafoy azy noho ny amiko no ahazo azy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanahy MasinaVisites : 377
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Scia
Date : 23/05/2025 22:55