Fanahy Masina (Chorale Feon'ny Fanahy Masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fanahy Masina o, Fanahy mahery
Midina aminay ianao
Hampanjaka sy Hampiray
Izahay tanoranao
Ninoninona izay ataonay
Dia tsy ho tanteraka avokoa
Raha tsy ianao tononkira.serasera.org no miaraka aminay
Dia ho zava-poana izay rehetra atao
Réf: Ka qnaxvyd raha ny herinay foana
Dia tsy afaka hanatontosa izany
Fa ny herinao anie
Hombanay anay @ zay aleha
Ninoninona zay hanjo
Na mora na ho sarotra koa
Matoky aho fa manana anao
Hiaro sy hitantana anay
2- Fanahy Masina o, Fanahy mahery
Omeo fahendrena izahay
Hanavaozanay ny ara-panahinay
Ho masim-piainana
Sy handraisanay anjara masina
Eo @ Fiangonanay
Satria ny herinao no miasa hatrany
Hanavaozanay ny fiainanay
3- Fanahy Masina o, protlk Fanahy mahery
Mba omeo anay
Ny Fanahy mahay miray
Hifampizarazara ny soa
Hifankatia hatrany, tsy hisaratsaraka
Fa tena mpianatry Kristy
Hampiely ny hafatrao an-kira
Eran'ny txwcfbp vazan-tany
Midina aminay ianao
Hampanjaka sy Hampiray
Izahay tanoranao
Ninoninona izay ataonay
Dia tsy ho tanteraka avokoa
Raha tsy ianao tononkira.serasera.org no miaraka aminay
Dia ho zava-poana izay rehetra atao
Réf: Ka qnaxvyd raha ny herinay foana
Dia tsy afaka hanatontosa izany
Fa ny herinao anie
Hombanay anay @ zay aleha
Ninoninona zay hanjo
Na mora na ho sarotra koa
Matoky aho fa manana anao
Hiaro sy hitantana anay
2- Fanahy Masina o, Fanahy mahery
Omeo fahendrena izahay
Hanavaozanay ny ara-panahinay
Ho masim-piainana
Sy handraisanay anjara masina
Eo @ Fiangonanay
Satria ny herinao no miasa hatrany
Hanavaozanay ny fiainanay
3- Fanahy Masina o, protlk Fanahy mahery
Mba omeo anay
Ny Fanahy mahay miray
Hifampizarazara ny soa
Hifankatia hatrany, tsy hisaratsaraka
Fa tena mpianatry Kristy
Hampiely ny hafatrao an-kira
Eran'ny txwcfbp vazan-tany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Feon'ny Fanahy MasinaVisites : 399
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Scia
Date : 23/05/2025 23:06
