Mirosoa amin'ny lalina (Chorale FANANTENANA FENOARIVO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirosoa amin'ny lalina
Ka arotsahy ny haratonareo
Arotsahy amin'ny lalina
Azahoana hazandrano
Niasa tontolo alina izahay
Nefa tsy nahazo
Nefa noho ny teninao Tompo ô,dia alatsako ihany ny harato (2f)
Mialà amiko Tompo ô, fa mpanota aho.
atramin'izao, dia hanarato olona ionareo
Aza matahotra, avia manaraka ahy
Teny indraim-bava, asa ombam-pinoana
Dia mamokatra avy hatrany, fahagagana re izany (2f)
Takian'i Jesoa ny finoana, omeny azy izay ilainy
yiyprn Noderainy koa ny olona manana finoana
Ny finoan'i Abrahama, sy ny an'i Masina Maria
nrksqcd Ary ny an'i Md Paoly, no tahafintsika
Nino izireo satria nahay nandefitra hatrany,
oiwcvx Ny hevitr'Andriamanitra ihany no tahafiny
tononkira.serasera.org Manambara amin'y asa, ny finoana ananana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale FANANTENANA FENOARIVOVangy : 2025
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafangotsohana
Daty : 18/07/2013 11:21