Tsarovinao (Chorale Antsan'ny Zava-boaary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao
Ry Maria Virjiny be famindram-po
Fa tsy mbola re
Tsy mbola ren’ny olona
Fa nafoinao
Izay nanatona ny fiarovanao
Sy nihanta tononkira.serasera.org ny fanampianao
Ary nangataka ny fifonanao
Matoky an’izany aho
Dia midodododo vruiqj manketo aminao
Ry Reny Virjiny O
Lohan’ny Virjiny rehetra
Manatona anao aho mpanota
Aza malain-kihaino smlzx ny gikolhl teniko
Ry renin’ny teny O
Fa raiso izy ary ekeo
Amen
Ry Maria Virjiny be famindram-po
Fa tsy mbola re
Tsy mbola ren’ny olona
Fa nafoinao
Izay nanatona ny fiarovanao
Sy nihanta tononkira.serasera.org ny fanampianao
Ary nangataka ny fifonanao
Matoky an’izany aho
Dia midodododo vruiqj manketo aminao
Ry Reny Virjiny O
Lohan’ny Virjiny rehetra
Manatona anao aho mpanota
Aza malain-kihaino smlzx ny gikolhl teniko
Ry renin’ny teny O
Fa raiso izy ary ekeo
Amen
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Antsan'ny Zava-boaaryHits : 2605
Likes : 0 Like
Created by : lyiah
Date : 07/11/2006 14:34
