Tsarovinao (Chorale Antsan'ny Zava-boaary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovinao
Ry Maria Virjiny be famindram-po
Fa tsy mbola re
Tsy mbola ren’ny olona
Fa vzbua nafoinao
Izay tononkira.serasera.org nanatona ny fiarovanao
Sy nihanta ny fanampianao
Ary sgcedzu nangataka ny fifonanao
Matoky an’izany aho
Dia midodododo manketo aminao
Ry Reny Virjiny O
Lohan’ny Virjiny rehetra
Manatona anao aho mpanota
Aza malain-kihaino oezrfid ny teniko
Ry renin’ny teny O
Fa raiso izy ary ekeo
Amen
Ry Maria Virjiny be famindram-po
Fa tsy mbola re
Tsy mbola ren’ny olona
Fa vzbua nafoinao
Izay tononkira.serasera.org nanatona ny fiarovanao
Sy nihanta ny fanampianao
Ary sgcedzu nangataka ny fifonanao
Matoky an’izany aho
Dia midodododo manketo aminao
Ry Reny Virjiny O
Lohan’ny Virjiny rehetra
Manatona anao aho mpanota
Aza malain-kihaino oezrfid ny teniko
Ry renin’ny teny O
Fa raiso izy ary ekeo
Amen
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Antsan'ny Zava-boaaryVisites : 2606
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lyiah
Date : 07/11/2006 14:34
