HAFA IANAO (Chorale Andian'ny Famonjena Ankazomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, Misaotra Anao aho
Fa jjdqvyzt mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa tsy ianao ry Tompo
No andry iankinanay amin'izao goyibfkm Tontolo izao
Very izahay raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy mitalaho
Tompo o,apetrako aminao
Ny fiainanay fdsddm izay diavinay
Mba hahazoto tononkira.serasera.org hanompo Anao
Mandrakizay, mandrakizay
Fa jjdqvyzt mbola nomenao Andro iray vaovao,
Inty mpanomponao, izay tsy mendrika
Ny hanonona ny Anaranao
Ref : Fa tsy hisy hafa tsy ianao ry Tompo
No andry iankinanay amin'izao goyibfkm Tontolo izao
Very izahay raha misaraka aminao
Koa mibebaka sy mitalaho
Tompo o,apetrako aminao
Ny fiainanay fdsddm izay diavinay
Mba hahazoto tononkira.serasera.org hanompo Anao
Mandrakizay, mandrakizay
--------
Rohy:
Hevitra
Marc19
(
17/11/2024 18:06)
Tsara ny zavatra toy izaho ka dia misaotra betsaka anareo namorona ity application ity, mandrosoa Hasina hatrany
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Andian'ny Famonjena AnkazomangaVangy : 510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Marc19
Daty : 17/11/2024 18:04
