TAFAHOATRA (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahoatra raha ny ataonao
Bedibedy lava efa isan’andro izao
Ny didinao bwhswe no tsy maintsy ekena
Ny miaiky aminao ‘zay no fahalemena
Niezaka aho nitady ny maritra
F’efa ela loatra este aho no niaritra
Indrisy anefa tsisy valiny
Kitakita ‘zay no tambiny
Impiry impiry tononkira.serasera.org aho moa no tezitra
Tsy mba nitraotra fa nandefitra
Dia araraotinao, langolangoinao
Fa ny ampitso indray
Mamerina ianao
Fa anio kosa,
Aleo aho mba hitsotra
Fa raha ny tokinao
Tsy mba trvippx izao, fa “fitia doria”
No ety
Tonony : Bodo
Feony : Bita, Dôsa
Bedibedy lava efa isan’andro izao
Ny didinao bwhswe no tsy maintsy ekena
Ny miaiky aminao ‘zay no fahalemena
Niezaka aho nitady ny maritra
F’efa ela loatra este aho no niaritra
Indrisy anefa tsisy valiny
Kitakita ‘zay no tambiny
Impiry impiry tononkira.serasera.org aho moa no tezitra
Tsy mba nitraotra fa nandefitra
Dia araraotinao, langolangoinao
Fa ny ampitso indray
Mamerina ianao
Fa anio kosa,
Aleo aho mba hitsotra
Fa raha ny tokinao
Tsy mba trvippx izao, fa “fitia doria”
No ety
Tonony : Bodo
Feony : Bita, Dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 5078
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : titaoa
Daty : 17/08/2006 19:16
