You are here: home > Tononkira > Bodo

Hiran'i neny (Bodo)

https://tononkira.serasera.org/hira/bodo/hirani-neny

Isaorako ny avo
Ny foko ravoravo eto izao
Fitahian-dehibe
Izay nomeny ahy re
Ka zaraiko aminao
Sambatra aho ombieny ombieny
Antsoin-jaza hoe:"NENY"
Mampifalytononkira.serasera.org fo fatratra aok’izany moa
Tsaroako ho zava-tsoa tokoa
Tokana tsy ho lò

Raha tsy manan-janaka
Ny asa maha-lanaka
Zava-poana moa
Mety mampamoy fo
Laingalainga moa
Fa ny aza mahavoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Bodo
Mpamaky : 6088
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 28/02/2015 17:58:33
ID : 7232

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo