Teny farany (Boboh Mahavanona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry zalahy akamako ô, ry sakaizako hatrizay
Izay efa tononkira.serasera.org lasana tsy hiverina intsony
Sitrapony no nandeha ahitsio ny lalanao
ny hany sisa anjaranao ny manao hoe
Hambom-po samy manana ka hifampitso-drano
Saina roa tsy hifanaraka
Tapaho hatreo farano
Fa ianao mampifilafila
Ny aty tsy manambitamby
Fa izahay raha fitiavana manana ny ampy
Fa tsy ataonay mampahory raha tokana no handao
Hanafahanay sorisory
Satriny aza mankalao
Ndao zory fmepa ny lalanao mahita raha ho tsara dia
fahavalo Ny aty izao efa tofoka ny mitia
Fa ny anao moa ahiana ho solafaka zmpfkuv izato dia
Nefa tsara!tsara hatrany hadinoy ny aty
Akifikay ny mankalao mbola fatratr ireo mpitia
Fihininay ny vaovao spuxy mamiratra noho indry

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Boboh MahavanonaHits : 4075
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/05/2015 11:01