TSY KISENDRASENDRA (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoe kisendrasendraNa koa rendrarendra / Bis
No niarahantsika dia (in-droa)
F’izany no fitia
Fitia voalanjalanjan’ny fo mavesa-danja
Voadiniky ny saina, mitambatra ho aina.
Fitiavana madio tsy voafehin’ny anio
Fitia mandrakizay, mitambatra ho iray
Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra / Bis
No niarahantsika dia (in-droa)
F’izany no fitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 4666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nomenahary
Daty : 25/01/2009 12:20