Hira fiderana (AZOTA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira fiderana no anay
atolotro ho anao ry Ray
fa na dia mpanota aza izahay
ianao tsy hanary anay
Be tokoa ny wqwf anaranao
matoa izahay midera anao
fa ianao ihany no mendrika
deraina eto an-tany
Ry Tompo anlccl ô tononkira.serasera.org henoy ny teniko
fa fantatrao ny eritreritro
ka henoy ny feo fitarainako
fa ianao no mametraka uqkvnamj ny andro iainako
Aza ny hatezeranao
no hananarana ahy
ary aza ny fahaviniranao
no hanamaizana ahy
ka mamindra fo amiko
ianao, ry Ray
Réf/..
atolotro ho anao ry Ray
fa na dia mpanota aza izahay
ianao tsy hanary anay
Be tokoa ny wqwf anaranao
matoa izahay midera anao
fa ianao ihany no mendrika
deraina eto an-tany
Ry Tompo anlccl ô tononkira.serasera.org henoy ny teniko
fa fantatrao ny eritreritro
ka henoy ny feo fitarainako
fa ianao no mametraka uqkvnamj ny andro iainako
Aza ny hatezeranao
no hananarana ahy
ary aza ny fahaviniranao
no hanamaizana ahy
ka mamindra fo amiko
ianao, ry Ray
Réf/..
--------
Rohy:
