Ampidiro aloha ny tenimiafina
LEHIBE SY MAHATALANJONA (AZARIA Groupe Artistique)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Lehibe sy mahatalanjona ny asanao Tompo ô!
Iza no tsy atahotra tsy ankalaza anao Jesoa
Mahitsy sady marina ny lalanao Mpanjakanay
Ny firenena ho avy hiankohoka Aminao
Ref : Manandram-peo fankalazana, fiderana sy hosana
tononkira.serasera.org Avy ao am-po mahatsapa ny cdpttd fitiavana anay Zanakao
Ianao no mihazona izao rehetra izao
Ka voninahitra ho Anao ydkyz mandrakizay Jehovah Ray
2- rlqdgfog Fo ravoravo tafaray
Maneho fa zanaky ny Ray
Miara-dia, miombom-piainana ary koa mifankatia
Ny lanitra no tanjona, fiainana mandrakizay
Indro santarinay sahady dieny ety
Ref : ....
T/F : RAKOTOARISAONA Miamina Fanantenana (08 Jolay 2017)
Mpihira : AZARIA GROUPE ARTISTIQUE FJKM Ifarihy Famonjena

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AZARIA Groupe ArtistiqueVisites : 1413
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MiamIR
Date : 05/07/2019 14:07