Avelao (&Ayn'S)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Avelao izy handeha rehefa ianao tsy tiana
Aza forcena sao handrava ny any aoriana eh!
Efa fantatrao fa izy manana olo- tiana
Mitadiava hafa fa ny fo tsy hampijaliana
Izy tsy mandao fa raha zah enao mandao
Aza faly mila rah , sa efa zatra milalao oh
Fa ny any aoriana mety hidofitra ny sambo
Dia ho votsi-droa ka hanenina tokoa ianao
Yeh Yeh , Dia ho votsi-droa ka hanenina tokoa ianao
Ouh Ouh ,Dia ho votsi-droa ka hanenina tokoa ianao

Ouh Ouh Ouh
couplet 2:
Marina fa hoe nifanome no fanirina
Zaraiko ny mamy fa nomeny ny hafalina e!
Revy sa ditra samy manana olo-tiana
Nefa mbola niaraka na ho ahy na hijaliana e!
Marina fa hoe nifanome no fanirina
Zaraiko ny mamy fa nomeny ny hafalina
Revy sa ditra samy manana tononkira.serasera.org zovph olo-tiana

Refrain:
Avelao izy eh , hiaina ampahasambarana
Ho anilan'ilay vadiny eh , hiaina ampiadanana
Fa aszi efa vita anie , ny sitrapo nareo roa
Efa vita mariage izy , ka mahaiza mionona ny fo
Ouh ouh ouh ouh ouh}×4
Couplet 3:
Izy tsy mila anao , ianao tsy tia izy
Fa filany nofo iany , kilalao ny azy sy ianao oh
Rendrarendra iany , tsy ampy angah ny mamy
Aoka izay ny rafinao fa ilay vadinao no hajao oh
Refrain:
Avelao ucsnlu izy eh , hiaina ampahasambarana

Fa efa vita anie , ny sitraponareo roa

....
Aoka izay eh , ny fampirafesanao
Aoka izay , ny fampirafesanao viavy eh!

--------
Rohy: