...Ilay sarobidy... (AVOKO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomeny anao ilay tononkira.serasera.org sarobidy
Ho fanehoany ny fitiavany...
Tsy hadalana eucf sanatria,
Fa noho ilay herim-pitia.
Mba skps azonao an-tsaina ve,
Ilay sarobidy ny ainy no nafoy?
Nomeny anao tsy misy tambiny,
Nomeny csqwi anao fa tiany ianao.
Hiriko ianao tsy hanadino
Ilay fahasoavana nataony anao
Jesosy irery no fikiro
Ilay zanak'Andriamanitra.
LANTO AVOKO PROD
Ho fanehoany ny fitiavany...
Tsy hadalana eucf sanatria,
Fa noho ilay herim-pitia.
Mba skps azonao an-tsaina ve,
Ilay sarobidy ny ainy no nafoy?
Nomeny anao tsy misy tambiny,
Nomeny csqwi anao fa tiany ianao.
Hiriko ianao tsy hanadino
Ilay fahasoavana nataony anao
Jesosy irery no fikiro
Ilay zanak'Andriamanitra.
LANTO AVOKO PROD
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AVOKOVangy : 1854
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english29
Daty : 14/08/2019 17:55
