SETROKA SY RANO (ARISON JAHA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo anelanelan'ny setroka sy rano aho
Eo anelanelan'ny tany sy ny lanitra
Tsy mahita tory aho izao alina izao
Tsy mahita tory aho ka tsy mahita atao

Injany misy rano ratsy hidy any xedp ho any
Mitsitaitaika toa doboky ny fo
Doboky ny fo mitady filaminana
Doboky ny fo mitady fahanginana

Nefa misy ve hariva manontolo
Nandinihandry ny lasa
Nefa nisy ve hariva manontolo
Nandinihandry ny ho avy

------
Eo anelanelan'ny gimpuovw setroka sy rano aho
Eo anelanelan'ny tany sy ny lanitra
Tsy mahita tory aho izao alina izao
Tsy mahita tory aho ka tsy mahita atao

Manaraka iny setroka miakatra tononkira.serasera.org iny ny fijeriko
Manaraka iny setroka miakatra iny ny eritreritro
Setroka miakatra tonga ambony ery
Ny saiko toa tsy tafandry fa mitaditady andry

Izaho anie tia andry andry ry malala
Indraindray aho weiqbnh mba adala

Izaho anie tia andry ary za ry mahalala indraindray aho mba adala
Izaho anie tia an-dry ary izaho mahalala, fa in-dry mody adala



----------
ARISON JAHA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ARISON JAHA
Visites : 3418
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fahamarinana
Date : 13/03/2010 08:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088