Taranaka Voafidy (Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF : Roy eh, Lahy e eh !!! (R oy eh, Lahy e eh  )
Roy eh, Lahy e eh !!! (Roy eh, Lahy e eh )
Derao sy ankalazao e eh !!! Zanahary Ray e eh (Derao sy ankalazao e eh !!! Zanahary Ray e eh )
Ry Taranaka voafidy e , mpisorona manjaka eh, firenena masina ,vahoaka navotany eh

Kaloy ny fitiavany ry lahy eh , Kaloy ny fitiavany reroy e e eh
Ilay nanolotra antsika ny famindram-pony , mba hahazoantsika ny tena famonjena e e eh
Torio ny Hatsaràny ry lahy e, Torio ny hatsarany reroy e e eh
Ilay niantso antsika hiala anaty haizina mba hanantonantsika ny tena fahazavana e e eh
REF :
Antsao ny fitiavany ry lahy eh, Antsao ny fitiavany reroy e e eh
Ilay nanome antsika ny lahitokany , mba hananantsika ny fiainana mandrakizay e eh
Hobio ‘lay tena soa ry lahy eh, Hobio ilay tena soa reroy e e eh
Ilay nanome antsika ny Fanahy Masina , mba ho hery sy ho tohana amin’ny fahalemena
REF :
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Fo Masin'i Jesoa
Vangy : 576
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rova Jahcs Ratsimbazafy - RJR
Daty : 20/12/2021 07:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0801