Tsy ho haiko (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Hatrizay aho tsy nahay nitsinjo
Ireo andro izay mbola hiainako
Tsy nihevitra izay mety ho avy
Nefa ianao tsy nanary ahy
Ka tsy ho haiko ny tsy hisaotra Anao
Ry Tompo malala, faly aho manana Anao
Ka ireo androko rehetra tsisy asiako fetra
Hatokako Anao
2- Noalanao tamiko ireo loto
Sy izay rehetra namatotra hatrizay
Notefenao mba hiova nkjk loko
Ka nasandratrao ho zjwyai olom-baovao
Ka tsy ho haiko ny tsy hisaotra Anao
Ry Tompo malala, tononkira.serasera.org faly aho manana Anao
Ka ireo androko rehetra tsisy asiako fetra
Hatokako Anao
...
Ka tsy ho haiko ny tsy fyph hisaotra Anao
Ry Tompo malala, faly aho manana Anao
Ka ireo androko rehetra tsisy asiako fetra
Hatokako Anao (x2)
T/F : Rabearivelo Mamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 493
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamyboo
Daty : 21/10/2024 15:00