Mamaka (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mamaka anatinay ny Teninao ry Ray
Nitaiza sy nampiorina ny Finoanay
Ka n'inona natao, na ady sarotra
Tsy misy pnqqedmh mafy izay tsy azonay niaretana
Fiv :
Ny feonay izao mitodika Aminao
Ny antsanay maneho fa tena tsara Ianao
Fa taona maro izao noporofoinao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
2- Manome hery anay ny toky omenao
Fa Ianao tsy ahafoy na koa hoe handao
Ka n'aiza no haleha na ho sarotra ny dia
Tsy misy ahasaraka anay Aminao ry Tompo tia
Fiv :
Ny feonay tononkira.serasera.org izao mitodika Aminao
Ny antsanay maneho fa tena tsara Ianao
Fa taona maro izao noporofoinao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
3- Hiezaka izahay tspys mba ho fitaovana
Hampahery ireo izay mitanondrika
Hitory ihany koa izay inoanay
Hizara hatraiza ebwrs hatraiza Anao 'lay Zanaka Fanahy
Fiv :
Ny feonay izao mitodika Aminao
Ny antsanay maneho fa tena tsara Ianao
Fa taona maro izao noporofoinao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
T/F: Rabearivelo Mamy
Nitaiza sy nampiorina ny Finoanay
Ka n'inona natao, na ady sarotra
Tsy misy pnqqedmh mafy izay tsy azonay niaretana
Fiv :
Ny feonay izao mitodika Aminao
Ny antsanay maneho fa tena tsara Ianao
Fa taona maro izao noporofoinao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
2- Manome hery anay ny toky omenao
Fa Ianao tsy ahafoy na koa hoe handao
Ka n'aiza no haleha na ho sarotra ny dia
Tsy misy ahasaraka anay Aminao ry Tompo tia
Fiv :
Ny feonay tononkira.serasera.org izao mitodika Aminao
Ny antsanay maneho fa tena tsara Ianao
Fa taona maro izao noporofoinao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
3- Hiezaka izahay tspys mba ho fitaovana
Hampahery ireo izay mitanondrika
Hitory ihany koa izay inoanay
Hizara hatraiza ebwrs hatraiza Anao 'lay Zanaka Fanahy
Fiv :
Ny feonay izao mitodika Aminao
Ny antsanay maneho fa tena tsara Ianao
Fa taona maro izao noporofoinao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
Tsy diso ny safidinay nanaraka Anao
T/F: Rabearivelo Mamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamyboo
Daty : 21/10/2024 15:31
