Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fenoy aho (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Arotsahy izao ry RAY
(NY) FanahiNAO hameno ahy
Ahitako indray izay lalana hizoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray strsdd
Hitoetra ho zixalweo maharitra
Mandram-pihaviNAO haka ahy
1- 'Zao rnpyrd fiainana eto izao
Dia tsy hay vinaina
Maro ireo sedraina tononkira.serasera.org
Toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao JESOA (anilako eo)
Andry iankinana hifikirana
2- 'Zao fiainana eto izao
Feno kalalao
Mamitaka mampisintaka Aminao
Soa fa eo Ianao (anilako eo JESOA)
Andry iankinana hifikirana
A/C: FLAVIE Cynthia
31.03.19
Arotsahy izao ry RAY
(NY) FanahiNAO hameno ahy
Ahitako indray izay lalana hizoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray strsdd
Hitoetra ho zixalweo maharitra
Mandram-pihaviNAO haka ahy
1- 'Zao rnpyrd fiainana eto izao
Dia tsy hay vinaina
Maro ireo sedraina tononkira.serasera.org
Toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao JESOA (anilako eo)
Andry iankinana hifikirana
2- 'Zao fiainana eto izao
Feno kalalao
Mamitaka mampisintaka Aminao
Soa fa eo Ianao (anilako eo JESOA)
Andry iankinana hifikirana
A/C: FLAVIE Cynthia
31.03.19
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 1063
Likes : 1 Like
Created by : ThiaCyn
Date : 11/04/2019 21:25
