Fenoy aho (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Arotsahy izao ry RAY
(NY) FanahiNAO ytkvo ljnjncxq hameno ahy
Ahitako indray izay lalana tononkira.serasera.org hizoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray
Hitoetra ho maharitra
Mandram-pihaviNAO haka ahy
1- 'Zao fiainana eto izao
Dia tsy hay vinaina
Maro ireo sedraina
Toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao JESOA (anilako eo)
Andry iankinana hifikirana
2- 'Zao fiainana eto izao
Feno kalalao
Mamitaka mampisintaka Aminao
Soa fa eo Ianao (anilako eo JESOA)
Andry iankinana hifikirana
A/C: FLAVIE hfmtt Cynthia
31.03.19
Arotsahy izao ry RAY
(NY) FanahiNAO ytkvo ljnjncxq hameno ahy
Ahitako indray izay lalana tononkira.serasera.org hizoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray
Hitoetra ho maharitra
Mandram-pihaviNAO haka ahy
1- 'Zao fiainana eto izao
Dia tsy hay vinaina
Maro ireo sedraina
Toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao JESOA (anilako eo)
Andry iankinana hifikirana
2- 'Zao fiainana eto izao
Feno kalalao
Mamitaka mampisintaka Aminao
Soa fa eo Ianao (anilako eo JESOA)
Andry iankinana hifikirana
A/C: FLAVIE hfmtt Cynthia
31.03.19
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVisites : 1133
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ThiaCyn
Date : 11/04/2019 21:25
