Ry Jesoa Kristy Tompo (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Ry Jesoa Kristy kabb Tompo Zokinay
Masoandro amambolan’ny fiainanay
Arovy sy tsilovy hatrany izahay zandrinao
Na sarotra sy lavitra aza
Ny lalana hizoranay
Matoky izahay fa  manana Anao.

1- Omeo anay ny fahendrena
Hankatoavanay ny didinao
Mba hizoranay amin’ny lalam-baovao
Omeo anay ny fitiavana
Hery hampifamatotra anay
Hiombonanay aina,
Hitambatra ho iray tokoa
O! mba henoy ny antsonay
RY Jesoa Kristy Tompo Zokinay
O! mba henoy, henoy ny jkmtsc antsonay.

2- Omeo anay ny fahazavana
Hampahiratra ny masonay
Hiverenanay ondry nania ao ambalanao
Ka ny haizin-kitroka hisava
Hiposaka tononkira.serasera.org ilay maraina vao
Hisantaranay ny efjwdgez fiainana mandrakizay
O! mba henoy ny antsonay
RY Jesoa Kristy Tompo Zokinay
O! mba henoy, henoy ny antsonay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'i Fenomanana
Visites : 2720
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RNJP
Date : 28/10/2004 03:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331