Ry Jesoa Kristy Tompo (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Ry Jesoa Kristy Tompo Zokinay
Masoandro amambolan’ny fiainanay
Arovy sy mcpmxyxq tsilovy hatrany izahay zandrinao
Na sarotra sy lavitra aza
Ny lalana hizoranay
Matoky izahay fa  manana Anao.

1- Omeo anay ny fahendrena
Hankatoavanay plqkyiw ny didinao
Mba hizoranay amin’ny lalam-baovao
Omeo anay ny fitiavana
Hery hampifamatotra tononkira.serasera.org anay
Hiombonanay aina,
Hitambatra ho iray tokoa
O! mba henoy ny antsonay
RY Jesoa Kristy Tompo Zokinay
O! mba henoy, henoy ny antsonay.

2- Omeo anay ny fahazavana
Hampahiratra ny masonay
Hiverenanay ondry nania ao ambalanao
Ka ny haizin-kitroka hisava
Hiposaka ilay maraina vao
Hisantaranay ny fiainana mandrakizay
O! mba henoy ny ysokstk antsonay
RY Jesoa Kristy Tompo Zokinay
O! mba henoy, henoy ny antsonay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1283