You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

Mpandresy (Antsan'i Fenomanana)

https://tononkira.serasera.org/hira/antsani-fenomanana/mpandresy-4

     Mahatsiaro trotraka
     Toa Ory ny fanahy
     Raha mibanjina  
     Ny adim-piainana
     'Zay mihasarotra
Aza mitanondrika
Tsy resy ianao
Fa tsy ho foana ,ny fanantenana
Raha misy koa ny farany

Refrain: Fa tsy ho irery ianao
             Raha velona amtononkira.serasera.orginao
             Kristy Jesoa,
             Efa niady izay ho anjaranao
             Ka ho mpandresy ianao
             Raha mbola mino koa
             'lay Ray Tsitoha,
             Mpamindra Fo ,
             Efa nitia anao

#Antsan'i Fenomanana ( 2018)
Album 5 " Hihira ho anao "

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 172
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Tsiorihasinavalona
Tamin'ny : 06/12/2019 12:08:48
ID : 12266

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo