Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpandresy (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro trotraka
Toa Ory ny fanahy
Raha mibanjina
Ny adim-piainana
'Zay mihasarotra
Aza mitanondrika
Tsy resy ianao
Fa tsy ho foana ,ny fanantenana
Raha misy koa ny farany
Refrain: Fa tsy ho irery ianao
tononkira.serasera.org Raha velona aminao
Kristy Jesoa,
hgogwcfx Efa niady izay ho anjaranao
psffj Ka ho mpandresy ianao
Raha mbola mino koa
'lay Ray Tsitoha,
esysclq Mpamindra Fo ,
Efa nitia anao
#Antsan'i Fenomanana ( 2018)
Album 5 " Hihira ho anao "
Toa Ory ny fanahy
Raha mibanjina
Ny adim-piainana
'Zay mihasarotra
Aza mitanondrika
Tsy resy ianao
Fa tsy ho foana ,ny fanantenana
Raha misy koa ny farany
Refrain: Fa tsy ho irery ianao
tononkira.serasera.org Raha velona aminao
Kristy Jesoa,
hgogwcfx Efa niady izay ho anjaranao
psffj Ka ho mpandresy ianao
Raha mbola mino koa
'lay Ray Tsitoha,
esysclq Mpamindra Fo ,
Efa nitia anao
#Antsan'i Fenomanana ( 2018)
Album 5 " Hihira ho anao "
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 980
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 06/12/2019 13:08
