Mpandresy (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro trotraka!
Toa rrqtww ory ny fanahy,
Raha mibanjina,
Ny adim-piainana
Izay mihasarotra,
Aza mitanondrika
Tsy resy ianao
Fa tsy ho foana ,ny tononkira.serasera.org fanantenana
Raha misy koa ny Farany.

Refrain :
Fa wholsz tsy ho irery ianao
Raha velona dlvtzu aminao
Kristy Jesoa,efa niady,
Izay ho anjaranao
Ka ho mpandresy ianao
Raha mbola mino koa
Ilay Ray Tsitoha
Mpamindra Fo
Efa nitia anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'i Fenomanana
Visites : 1033
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsioryy02
Date : 14/01/2019 21:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445