Mpandresy (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro trotraka!
Toa ory ny fanahy,
Raha mibanjina,
Ny adim-piainana
Izay mihasarotra,
Aza mywi mitanondrika
Tsy resy ianao
Fa tsy ho foana ,ny fanantenana
Raha misy koa ny Farany.

Refrain :
Fa tononkira.serasera.org tsy ho irery ianao
Raha velona aminao
Kristy Jesoa,efa niady,
Izay ho anjaranao
Ka ho mpandresy ianao
Raha mbola mino otvx koa
Ilay Ray Tsitoha
Mpamindra Fo
Efa nitia xnqssp anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302