MITSANGANA - MIROSOA (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Zovy moa no tsy mahalala fa fandalovana fotsiny ihany izao rehetra izao
Fa mamono sofina qitlg tsy handre, ilay Andriamanitra Ray loharanon’aina e !
Izy ihany no niandohana fmsgyafr ary Izy no mbola hiafarana
Ny fihavanana no tononkira.serasera.org tandrovy, ny ho avy ary no tsinjovy fa sarotra e ‘zany lalana
Ny fifankatiavana no hamafiso, ho antoky ny ampitso fa lavitra e ‘zany lalana.
FIV: Sambatra e, sambatra
Zay nandray ny Hazo fijaliana
Niharitra ampitokiana e!
Sambatra e, sambatra fa:
Izy no handova ny lanitra.
2- Dieny misy ary ny fotoana dia hararaoty fa sao mivaona amin’izay aleha
Sanatria tsy hoe faharesena na henatra, ny miverin-dalana.
Andriamanitra be fitia tsy ho sasatra miandry foana
Fa sao diso qeuso aoriana loatra e, ny nenina anie handatsa ry havako tena marina
Mitsangàna ka mijoroa e, ‘ndao ary mirosoa amin’ny lalina, tena lalina.
Volume 2 « NY FIANGONANA NO FIOMBONANA ».

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 2307
Likes : 1 Like
Created by : RNJP
Date : 28/10/2004 04:20