MIFANKATIAVA IANAREO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Isika vory eto izao
No ho mpirahalahy mian’ala
K’izaho anie ho tokinao
Ianao kosa nzcojqvf vwrvwq ho tokiko.
FIV: Mifankatiava e, mifankatia
Mifankatiava ianareo
F’izay no hahalalana fa mpianatro
Raha mahay mifankatia.
2- Isika vory eto izao
No ho toy ny rano tononkira.serasera.org sy vary
Ka na antsaha na antanana anie
Tsy hifanary, tsy hifandao
3- Isika vory eto izao
No ho trano atsimo, avaratra
K’izay tsy mahalena ihany anie
No ndeha hialofantsika
ljekc
No ho mpirahalahy mian’ala
K’izaho anie ho tokinao
Ianao kosa nzcojqvf vwrvwq ho tokiko.
FIV: Mifankatiava e, mifankatia
Mifankatiava ianareo
F’izay no hahalalana fa mpianatro
Raha mahay mifankatia.
2- Isika vory eto izao
No ho toy ny rano tononkira.serasera.org sy vary
Ka na antsaha na antanana anie
Tsy hifanary, tsy hifandao
3- Isika vory eto izao
No ho trano atsimo, avaratra
K’izay tsy mahalena ihany anie
No ndeha hialofantsika
ljekc
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 3373
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 04:05
