MIFANKATIAVA IANAREO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Isika vory eto izao
No ho mpirahalahy mian’ala
K’izaho anie ho tokinao
Ianao kosa ho tokiko.
FIV: Mifankatiava e, mifankatia
Mifankatiava ianareo
F’izay no hahalalana fa mpianatro
Raha mahay mifankatia.
2- Isika vory eto izao
No ho toy tononkira.serasera.org ny rano sy vary
Ka gyvghtf na antsaha na antanana anie
Tsy hifanary, tsy hifandao
3- Isika vory hkghavxe eto izao
No ho trano atsimo, avaratra
K’izay tsy mahalena ihany anie
No ndeha jjim hialofantsika
No ho mpirahalahy mian’ala
K’izaho anie ho tokinao
Ianao kosa ho tokiko.
FIV: Mifankatiava e, mifankatia
Mifankatiava ianareo
F’izay no hahalalana fa mpianatro
Raha mahay mifankatia.
2- Isika vory eto izao
No ho toy tononkira.serasera.org ny rano sy vary
Ka gyvghtf na antsaha na antanana anie
Tsy hifanary, tsy hifandao
3- Isika vory hkghavxe eto izao
No ho trano atsimo, avaratra
K’izay tsy mahalena ihany anie
No ndeha jjim hialofantsika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 3375
Likes : 1 Like
Created by : RNJP
Date : 28/10/2004 04:05
