Harintananao (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Ray ô midera tononkira.serasera.org anao izahay E
Mankasitraka, mankatelina noho Ireo soa izay nafafinao ho ah
Ray ô mihoby ny hasinao
Tsy ho takatry ny iorxw saina akory ny halehiben'ny fitiavanao ah

Izao tontolo izao harintananao
Ka ny lahatrao no mandrindra izay ho auobut fiainanay
Aina avy aminao no hivelomanay
Endrikao izahay, manantena ny ho eo anilanao
Ampianaro aho hahalala ny fara-fitiavanao
Mba hizara hafaliana amin'izao tontolo izao (×2)
Réf: ...

Fa ny teninao no iainanay
Mankahery ny saina, ny fo nxdwx sy fanahy mahazanaka
Ka ny tenanao mampiray anay
Vatana iray ao aminao noho ny herinao
Ampianaro aho hahalala ny fara-fitiavanao
Mba hizara hafaliana amin'izao tontolo izao
Réf: ...

Antsan'i Fenomanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Vangy : 360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsinjoarivo
Daty : 21/09/2024 15:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0574