Ampidiro aloha ny tenimiafina
Harintananao (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: ufhqlcvu Ray ô midera anao izahay tononkira.serasera.org E
Mankasitraka, mankatelina noho Ireo soa izay nafafinao ho ah
Ray ô mihoby ny hasinao
Tsy ho takatry ny saina akory tcpm ny halehiben'ny fitiavanao ah
Izao tontolo izao harintananao paco
Ka ny lahatrao no mandrindra izay ho fiainanay
Aina avy aminao no hivelomanay
Endrikao izahay, manantena ny ho eo anilanao
Ampianaro aho hahalala ny fara-fitiavanao
Mba hizara hafaliana amin'izao tontolo izao (×2)
Réf: ...
Fa ny teninao no iainanay
Mankahery ny saina, ny fo sy fanahy mahazanaka
Ka ny tenanao mampiray anay
Vatana iray ao aminao noho ny herinao
Ampianaro aho hahalala ny fara-fitiavanao
Mba hizara hafaliana amin'izao tontolo izao
Réf: ...
Antsan'i Fenomanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 391
Likes : 0 Like
Created by : Tsinjoarivo
Date : 21/09/2024 15:23