Ela izay no nialako (Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org xnrfbpf Ela izay no nialako
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho izao
Ref : Jesosy ô ! mba raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E ! fantatro fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao
Efa trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana
Ref
Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo fruid indray no voa
Ref
O ! Jesosy atolory
Ahy izany tananao
Ka ny tahotro psyvq esory
Hanarahako Anao
Ref
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho izao
Ref : Jesosy ô ! mba raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E ! fantatro fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao
Efa trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana
Ref
Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo fruid indray no voa
Ref
O ! Jesosy atolory
Ahy izany tananao
Ka ny tahotro psyvq esory
Hanarahako Anao
Ref
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL)Visites : 1469
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 11/04/2017 10:07
