Ny Talentanao (Antokom-pihira Akon'ny fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hgqobg anjara fahasoavana
Fantatrao ve
Nomen’i Jeso
Misy anjara fahasoavana
nomen’i jeso
ho anao io
Koloy hatrany
Hatsarao ho voninahitry
ny Tomponao
Koloy hatrany tononkira.serasera.org ny talenta wsrnzal
anananao
Dia Torio sy ambarao
Jesoa Mpanjaka
Aza afenina, aza yvytcgw alevina
Fa mbola hanadinana anao
Fantatrao ve
Nomen’i Jeso
Misy anjara fahasoavana
nomen’i jeso
ho anao io
Koloy hatrany
Hatsarao ho voninahitry
ny Tomponao
Koloy hatrany tononkira.serasera.org ny talenta wsrnzal
anananao
Dia Torio sy ambarao
Jesoa Mpanjaka
Aza afenina, aza yvytcgw alevina
Fa mbola hanadinana anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Akon'ny fahazavanaVisites : 2570
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : flinde
Date : 23/10/2007 14:17
