SAMBATRA AHO (ANTOKO MPIHIRA FEO MAMY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho nanana Anao
Tompo tokana tsy mba mandao
Mitantana sy miahy ny fiainako
Ka n'aiza n'aiza no misy ahy
Eo foana Ianao momb'ahy sy miahy
Mikolokolo mitaiza ny aram-panahy
...Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Tsy afaka an-dalana aho raha tsy
tantananao
Very aho angamba raha ilaozanao
Mangina irery aho raha tsy eo Ianao
Ataoko ahoana e,ny miaina raha tsy misy
Anao

Very aho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTOKO MPIHIRA FEO MAMY
Vangy : 80
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : seles
Daty : 17/04/2024 08:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0781