Voady (Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Andininy 1)
Ry Jesosy oh fitiavana
Mitalao aminao
Mba henoy izao antsoko izao
Omeo ilay fo madio
Sy hery avy aminao
Hiasako eo an-tanimbolinao
Ireo fitak'i Satana
Ho zava-poana rehefa eo hianao

(Refrain)
Ekeko re izay hitondranao ahy
Ka ducc na sarotra vbtfsf na mora ny fiainana
Tsy hanakana ahy
Sanatria rktchyp ny hoe hamoy fo hiverin-dalana
Ho tanako hatrany ilay voady hanompo anao

(Andininy 2)
Ny esoeso manodidina
Ny tondro tononkira.serasera.org molotra
Fosafosa fakam-panahy
Tohano sy reseo
Tsy hahakasika ahy
F'ianao Jesosy no mpiaro ahy
Na ho lavitra aza ny dia
Mahazo hery rehefa eo hianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa
Vangy : 179
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ManoaArison
Daty : 08/09/2026 09:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0944