Mahery Fo (Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Andininy 1)
Lanana lavitra no vitanao
Tamin'ny asa fanompoana
Nisy fiaretana fihafiana
Satria te ho mpandova ny Ray
Matsiaro reraka torovana
Raha sendra ny adim-panahy
Saingy te hanatratra tanjona
Ka mijoro hatramin'izay
Aza manahy ianao halaviro ny hakivina
Fa tononkira.serasera.org Jesosy no hanavaka anao , Tiany ianao
(Refrain)
Izy ao ambony mananatra anao
Manome hery sy sy fitahiana
Manao izay fomba rehetra azo bkfnxo atao
Entina hampandresena anao
Ka izao huhgbo , n'inona sakana mandrosoa
Tanteraho ny fanompoana
Jesosy mila mpiasa
Mahery fo toa anao
(Andininy 1)
Sarotra loatra ny man,aradia
SY manompo an'iJesosy tia
Milanja ny hazo fijaliany
Vao ataony wtnei oe mahatoky
Lanana lavitra no vitanao
Tamin'ny asa fanompoana
Nisy fiaretana fihafiana
Satria te ho mpandova ny Ray
Matsiaro reraka torovana
Raha sendra ny adim-panahy
Saingy te hanatratra tanjona
Ka mijoro hatramin'izay
Aza manahy ianao halaviro ny hakivina
Fa tononkira.serasera.org Jesosy no hanavaka anao , Tiany ianao
(Refrain)
Izy ao ambony mananatra anao
Manome hery sy sy fitahiana
Manao izay fomba rehetra azo bkfnxo atao
Entina hampandresena anao
Ka izao huhgbo , n'inona sakana mandrosoa
Tanteraho ny fanompoana
Jesosy mila mpiasa
Mahery fo toa anao
(Andininy 1)
Sarotra loatra ny man,aradia
SY manompo an'iJesosy tia
Milanja ny hazo fijaliany
Vao ataony wtnei oe mahatoky
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso FianarantsoaVisites : 9
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ManoaArison
Date : 08/09/2026 09:49
