Mahery Fo (Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Andininy 1)
Lanana lavitra no vitanao
Tamin'ny asa fanompoana
Nisy fiaretana fihafiana
Satria te ho mpandova qhzz ny Ray
Matsiaro reraka torovana
Raha sendra ny adim-panahy
Saingy te hanatratra tanjona
Ka mijoro hatramin'izay
Aza manahy ianao halaviro ny hakivina
Fa Jesosy no hanavaka anao tononkira.serasera.org , Tiany ianao
(Refrain)
Izy ao ambony mananatra anao
Manome wluilzx hery sy sy fitahiana
Manao izay fomba rehetra azo atao
Entina hampandresena anao
Ka izao , n'inona sakana mandrosoa
Tanteraho ny fanompoana
Jesosy mila zasq mpiasa
Mahery fo toa anao
(Andininy 1)
Sarotra loatra ny man,aradia
SY manompo an'iJesosy tia
Milanja ny hazo fijaliany
Vao ataony oe mahatoky
Lanana lavitra no vitanao
Tamin'ny asa fanompoana
Nisy fiaretana fihafiana
Satria te ho mpandova qhzz ny Ray
Matsiaro reraka torovana
Raha sendra ny adim-panahy
Saingy te hanatratra tanjona
Ka mijoro hatramin'izay
Aza manahy ianao halaviro ny hakivina
Fa Jesosy no hanavaka anao tononkira.serasera.org , Tiany ianao
(Refrain)
Izy ao ambony mananatra anao
Manome wluilzx hery sy sy fitahiana
Manao izay fomba rehetra azo atao
Entina hampandresena anao
Ka izao , n'inona sakana mandrosoa
Tanteraho ny fanompoana
Jesosy mila zasq mpiasa
Mahery fo toa anao
(Andininy 1)
Sarotra loatra ny man,aradia
SY manompo an'iJesosy tia
Milanja ny hazo fijaliany
Vao ataony oe mahatoky
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antema Fitiavana (AFI) Tsaramandroso FianarantsoaHits : 188
Likes : 0 Like
Created by : ManoaArison
Date : 08/09/2026 09:49
