Ramanonaka (Antilin'i Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana : Vao mafana e e e
Vao mafana ( VAO MAFANA EE )
Vao mafana sy vao midonaka ny ramanonaka
1. Misy kosa ny gâteau, ho an'ireo Louveteau
Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany
2. Misy kosa ny Kaki, ho an'ireo Mpianjoria
Alefa ka fzgk alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy lany
3. Misy kosa ny Sakay, ho an'ny Mpamakilay

4. Misy kosa ghrfx Voandalana, ho an'ireo Mpiandalana tononkira.serasera.org

5. Misy kosa Madeleine, ho an'ireo Cheftaines
Alefa ka alefa ihany, tsy mijanona io raha tsy bohjl lany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antilin'i MadagasikaraVangy : 1542
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana_Malazasoa
Daty : 19/08/2022 18:40