Hasambarana (Anjamanitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny hasambarako ry tiana wyrjzhsl dia eo anilanao
Eny hatrizay ka hatrizao
Feno dia feno anao ny tontoloko
Ny sarinao tsy very ao an-dohako...



Refrain:hasambarana tsy misy toy izany
ny eo anilanao tononkira.serasera.org ry lalao!!
hasambarabna tsy misy toy izany
ny fananako anao
malala a!ampy ahy ianao



Izaho raha lavitra hliwpjc anao dia vonton’alahelo
Fa ny anilanao koa tsy mba mety mankaleo
Na hisy hisakana tsy hanaiky
Matokia f’izaho tgrck handa hanohitra raha mbola ho tratran’ny aiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Anjamanitra
Vangy : 2894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 04/06/2007 19:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0732