Kaikim-pitiava (Anja AN.KA.FI.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao tsika Longoko ô andao tsika hivavakeReo zay malay mivavake Lokoko ô
Tsy ho tody handanetsany e
Andao tsika Longoko ô hamonjy Egilizy e
Zagnahary raiky avao Longoko ô Hamonjy ny fanahinao
Rf: Toy tany hagnane toy Longoko ôôô
Tsy hay tavandraina eee
Homany dia ny hananik'izao izay hiafara ny fiainanao aaaa
Mba tsy hanenenanao Longoko ô
Aminy farany e
2) Jesosy Hazomanga soa Ihy ro mikaiky anao e
Janjino ka valio Longoko ô
Fa kaikim-pitiavana e
N'Olo magnatona Azy e, tsisy ndre raiky ho laviny e
Reo tsy midary ny kaikim-pitiavany e ho may amotro be
Rf:..×2
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anja AN.KA.FI.Visites : 24
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : olysoa
Date : 03/12/2025 20:31
