Zarao fitia (AngAroA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika rehetra, izay miaina ety
Samy manana fo mitempo fitia
Na ianao izay be fankahalana io ary
Jereo anatinao, ilay fo be Fihantrana

Zarao Fitia cqczyi ny olona manodidina anao
Aza asiana fetra
Ny haizina atmia hanjary ho lasa hazavana tsy ho lany
Ho an'ny rehetra

Ao amintsika no misy ilay
Fitondran-tena iray maneho fahendrena
Ny adalana, na ny haratsian-toetra
Tsy hanjaka eto izany, rehefa io tononkira.serasera.org no mitoetra

Zarao tjueh Fahendrena ny manodidina anao
Aza asiana fetra
Nyh atsarana hanjaka, ny haratsiana handao
Fa tsy hitoetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AngAroA
Vangy : 2457
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/05/2018 22:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416