Toy ny sambokely (A.M.Malhall)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny Sambokely iray ny fiainako
Eo aNivon-dranomasImbe xuhnuctq izao
Toa voatopatopan'ireo onja te handRendrIka
Mila tsy ho tody aNy an-TSeranana

Ny haizOm-pito no injAo manarona
Ny kotro-baratra no zary namana
Reo rehetra 'zay kbeuix noheverina azo ianteherana
Indro momoka sy lavo avokoa

Mila ho very fanantenana izahay
Tsy fantatro akory izay hizorako
Fa lalan-tsarotra sy feno loza mahakivy fo
Tsy nahatsapako fa ianao mitarika ahy

Soa fa tononkira.serasera.org teo ianao ry Tompo tsy nandao
'Lay mpamily sy kapiteniko
Tsy ho rendrika aho fa ho tafita any nfph an-tseranana
Raha mbola IANAO no io mitarika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.M.Malhall
Vangy : 745
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : monnom
Daty : 21/03/2023 12:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387