HITORY AN-KIRA (Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe Bevokatra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ô indreto izahay ry Tompo
Tanora ny fiangonanao
Vonona izahay hanompo
Hidera sy ankalaza uyeii ny anaranao

Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy olmusd hanambara ny fitiavanao

Na ho mora na ho sarotra tononkira.serasera.org izany
Dia tsy ho kivy fa hanompo hatrany
Na eo aza ny asan'ny satana
Dia tsy ho kivy fa htbemrtl matoky ny Fanahy Masina

Hitory an-kira hatrany
Ireo hafatra sy didy izay napetrakao
Hatrany am-paravazan-tany
Hitory sy hanambara ny fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i Md Joseph Saharoaloha Antsirabe Bevokatra
Vangy : 649
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lenni01
Daty : 18/06/2024 09:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349