voan-dalana (Amis de l'Assomption)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mandehana ianareo itpsaeu eran'izao tontolo izao
Mitoria ny Evanjely amin'ny voary manontolo
Izay tanàna idiranao ka mandray ny Teniko
Torîo sy ambarao ao ny Fiadanana
Fiadanana e e no voan-dalana
Voan-dalana nentin'ny Tompo nitsangan-ko velona
Fiadanana e e icztf no voan-dalana
Ifampizarao amin'ireo namanao hiaraha-manana
2. Mba hahafantaran'ny olona fa tena mpianatro
Mifankatiava ianareo toy mtxe ny nitiavako anareo
Fa ny Ray no tononkira.serasera.org naniraka Ahy, Izaho maniraka anareo
Raha mamoa be ianareo ho voninahitry ny Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amis de l'AssomptionVisites : 252
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BA2026
Date : 04/04/2026 15:15