Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noely Fanavaozana (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Noely Fanavaozana
Anio 'lay andro manan-daza nahaterahan'i Jeso
'Lay Tompo tsy manam-paharoa, sady Rain'ny mandrakizay
Koa aza mba misalasala ianao, 'ndeha tsenao ilay yergsmxe Tompo Tia
Havaozy ny fo, saina ary fanahy, fa handray ilay Mesia
(Sôlô adnae : Lahy)
Fa Noely Fanavaozana ho antsika anie izao Noely izao, tononkira.serasera.org (Chœur : Noely)
Natao hiverenana indray amin'i Jeso, (Chœur : Noely)
Fa satria Izy no tonga izao, (Chœur : ouh ouh), handio ny otanao
Koa raisaonao Izy zjtgh hanjaka am-ponao (Chœur)
Ry Jesosy ô! Mitoera amiko Ianao
Anjakao re ny Fiainako izao
Ny fo mankahala ovay ho fo vaovao
Amin'izao Noely anio izao
A/C : Hasiniaina Wedneslass

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 26/02/2026 10:36