Finoa (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : vggq Finoa
(Sôlô)
Ndre da manan-draha anao, tsy mino an'i Jesosy
Very eee, tcurrlp mbola ho may avao
Vô maiky gne olo efa sahira, tsy mba manam-pinoa
E yeee, anao gne tena voa
(Chœur)
Hummm, hummm, mandalo gne harena
Hummm, hummm, mandalo gyvao koa gne tany
An-dagnitr'agny, fiadagna tsisy fiafarany
Efa nomagnin'i Jesosy ho anao
Finoa, finoa avao eee
Finoa, finoa anao
Finoa, finoa avao tononkira.serasera.org eee
Gne zanany va gne asa'gne tagnany, da adidiny
Gne finoanao gne takalony
A/C : Fabien R.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Visites : 236
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Isco
Date : 26/02/2026 10:07