Ampidiro aloha ny tenimiafina
Finoa (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Finoa
(Sôlô)
Ndre da manan-draha anao, tononkira.serasera.org tsy mino an'i Jesosy
Very eee, mbola ho may avao
Vô maiky gne olo efa sahira, tsy mba manam-pinoa
E yeee, anao gne tena voa
(Chœur)
Hummm, hummm, mandalo gne harena
Hummm, hummm, mandalo koa gne tany
An-dagnitr'agny, fiadagna tsisy jioqvi fiafarany
Efa nomagnin'i Jesosy ho yeit mmttc anao
Finoa, finoa avao eee
Finoa, finoa anao
Finoa, finoa avao eee
Gne zanany va gne asa'gne tagnany, da adidiny
Gne finoanao gne takalony
A/C : Fabien R.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 315
Likes : 1 Like
Created by : Isco
Date : 26/02/2026 10:07